|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miposaka (posaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny [1.1] | |||||||||
| To appear; to rise (of the sun) [1.7] | |||||||||
| Apparaître; se lever (en parlant du soleil) [1.8] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka;
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|