|
|
|
|
Teny iditra
miraingy
(
rain
gy
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Enti-milaza ny afo azo amin' ny fandraingena:
Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin' ny afokasoka akory
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20