|
|
|
|
Teny iditra
miredareda
(
redareda
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Misy lelafo be mahafinaritra sy maharitra:
Aza ampiana kitay intsony, fa efa miredareda ny afo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miredareda
Ny lasa :
niredareda
Ny hoavy :
hiredareda
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05