|
|
|
|
Teny iditra
mirondrarondra
(
rondrarondra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mirazorazo, miraviravy:
Mirondrarondra ny ravin' ny hazomalahelo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mirondrarondra
Ny lasa :
nirondrarondra
Ny hoavy :
hirondrarondra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05