|
|
|
|
Teny iditra
mirongaronga
(
rongaronga
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela:
Mirongaronga erỳ ity zanakao faralahy ity
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mirongaronga
Ny lasa :
nirongaronga
Ny hoavy :
hirongaronga
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05