|
|
|
|
Teny iditra
misamosy
(
samosy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Zara raha mandroso, miadampandroso:
Misamosy izany fandehan' ny raharahantsika izany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misamosy
Ny lasa :
nisamosy
Ny hoavy :
hisamosy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20