|
|
|
|
Teny iditra
misara
tsa
raka
(
sara
tsa
raka
(
sa
raka
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana
Teny na kambanteny hita ao aminy:
miparitaka
Ohatra
1
Raha
misaratsaraka
izy : fasika
[
2.285
]
2
Dia nisaratsaraka be ihany ny mponina : ny sasany nianatsimo atsinanana nanampy ireo Mavorongo tany
[
2.357
]
3
Be sady malalaka ny asa, ka dia
misaratsaraka
eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra.
[
2.996
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20