|
|
|
|
Teny iditra
misevotsevoka
(
sevosevo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Maimay, dodona, mirotoroto, mikorododo:
Ilazao izy tsy hisevotsevoka foana toy izany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misevotsevoka
Ny lasa :
nisevotsevoka
Ny hoavy :
hisevotsevoka
Filaza mandidy :
misevotsevoha
Tovy hevitra
misevosevo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05