|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misosoka (sosoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1] | |||||||||
| To be mended or darned; to intrude into things [1.7] | |||||||||
| être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|