|
|
|
|
Teny iditra
misoti
so
ty
(
soti
so
ty
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Malotoloto be ihany, misolitika:
Misotisoty matetika ny zazakely rehefa mihinan-kanina
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misoti
so
ty
Ny lasa :
nisoti
so
ty
Ny hoavy :
hisoti
so
ty
Filaza mandidy :
misotoso
ti
a
Nohavaozina tamin' ny 2013/05/14