|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitakolaka (takolaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitampify, miafina mba hitily: Mitakolaka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay [1.1] | |||||||||
| [Provincial] Prov. for manakolaka | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|