|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitangirika (tangirika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Loaka, misy hirika amin' ny vody rindrina na amin' ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona fa nitangirika ny fefiloha [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|