|
|
|
|
Teny iditra
mitoantoana
(
toantoana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa mitoantoana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitoantoana
Ny lasa :
nitoantoana
Ny hoavy :
hitoantoana
Tovy hevitra
manoantoana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05