|
|
|
|
Teny iditra
mitonendrina
(
tonendrina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miraikiraiky, tsy mitandrina tsara fa toa adaladala fanao zavatra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitonendrina
Ny lasa :
nitonendrina
Ny hoavy :
hitonendrina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05