|
|
|
|
Teny iditra
mitoretra
(
toretra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitangongo (ny voa vokatra tsara eny ambony hazo)
Mikainkona, mifendrotra
Mikisinkisina, mitaredretra, milasilasy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitoretra
Ny lasa :
nitoretra
Ny hoavy :
hitoretra
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14