|
|
|
|
Teny iditra
mitroa
tro
atra
(
troatroatra
(
tro
atra
))
Sokajin-teny
anarana
Fitokoavana
Teny na kambanteny hita ao aminy:
fitrafantrafana
~
sarotiny
Ohatra
1
Ny hafa no sarotiny sy
mitroatroatra
foana!
[
2.296
]
2
Mitroatroatra
ilay omby, ary ny fahaizan' ny mpitolona dia arakaraka ny fotoana haharetany eo.
[
2.472
]
Haiendriteny
Tsotra :
mitroatroatra
, mitroatroatro, mitroatroatrao, mitroatroany, mitroatroatsika, mitroatroatray, mitroatroatrareo, mitroatroatr', mitroatroa-, mitroatroatry
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20