|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitselaka (tselaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka ny sabatra eny anatin'ny laharan'ny miaramila [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|