|
|
|
|
Teny iditra
mitsemboka
(
tsem
boka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Misahirana miasa mafy, misasatra:
Fito taona naninjitra aho izao no nitsemboka tamin' ity asa ity
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsemboka
Ny lasa :
nitsemboka
Ny hoavy :
hitsemboka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20