|
|
|
|
Teny iditra
mitsiatsia
(
tsiatsia
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miala sasatra na miala voly eny amin' ny rivotra madio, eny amin' ny hatsiatsiaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsiatsia
Ny lasa :
nitsiatsia
Ny hoavy :
hitsiatsia
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05