|
|
|
|
Teny iditra
mitsihanihany
(
tsihanihany
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manao vazivazy, vosobosotra izay indraindray entina hanarabiana na hanesoana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsihanihany
Ny lasa :
nitsihanihany
Ny hoavy :
hitsihanihany
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05