|
|
|
|
Teny iditra
mivaikavaika
(
vaikavaika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mivozavoza, midrahodraho, mitaraiky:
Mbà mailaka fa aza dia mivaikavaika toy izao re ianao e!
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mivaikavaika
Ny lasa :
nivaikavaika
Ny hoavy :
hivaikavaika
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05