|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mizanaka (zanaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin' ny olona nisambotra azy na any amin' ny banky nametrahana azy [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|