|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | monina (onina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1] | |||||||||
| To dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2] | |||||||||
| To reside, to dwell [1.7] | |||||||||
| Résider, habiter [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|