|
|
|
|
Teny iditra
mpifa
mo
fo
(
fo
fo
)
Sokajin-teny
anarana
[
1.1
]
Ohatra
1
Nahoananotsy nanontanianao ahy, hoy Nivo, na mifankatia ny
mpifamofo
na tsia?
[
2.5
]
2
Ny
mpifamofo
koa mivadika ny fitokiana, ka manalabaraka ny ray aman-dreny natoky azy.
[
2.285
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09