|
|
|
|
Teny iditra
mpivarotra
(
va
rotra
)
Sokajin-teny
anarana
Olona manao ny varotra ho antondraharaha, ka mitetika ny hahazo tombony hatrany amin' ny zavatra amidiny
[
1.1
]
Commerçant
[
1.13
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20