|
|
|
|
Teny iditra
naonaona
Sokajin-teny
anarana
Antsoantson' olona na biby toa mitaraindraina mitomany mafy
[
1.1
]
See nananana, dradradradra.
[
1.2
]
Sampanteny
finaonaona
,
finaonaonana
,
inaonaonana
,
mahanaonaona
,
minaonaona
,
mpinaonaona
,
tafanaonaona
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23