|
|
|
|
Teny iditra
ngoso
Sokajin-teny
anarana
Fianianana mafy enti-milaza fa ho voaozona hiray amin' ny olom-pady raha toa ka tsy marina izay lazaina
[
1.1
]
An oath; swearing by.
[
1.2
]
Sampanteny
fingoso
,
fingosoana
,
ingosoana
,
mahangoso
,
mingoso
,
mpingoso
,
ngosongoso
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23