|
|
|
|
Teny iditra
nonoina
(
no
no
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Tsentsefina na trohina mba hisintonana ny ronono
[
1.1
]
To be sucked. Used of the teat of a breast.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
nonoina
, nonoiko, nonoinao, nonoiny, nonointsika, nonoinay, nonoinareo, nonoin', nonoin-, nonoim-, nonoi-
Ny lasa :
nononoina, nononoiko, nononoinao, nononoiny, nononointsika, nononoinay, nononoinareo, nononoin', nononoin-, nononoim-, nononoi-
Ny hoavy :
hononoina, hononoiko, hononoinao, hononoiny, hononointsika, hononoinay, hononoinareo, hononoin', hononoin-, hononoim-, hononoi-
Filaza mandidy :
nonoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20