|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | olana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Randrana, fifadidirana: Tsy haiko vahana io olana io fa mifadiditra aoha izany Fanodinan-javatra miankavia ny ilany, miankavanana ny ilany: Tsy laitra olana ity lamba ity fa henjana Fisaritahana, fisafotofotoan-javatra: Misy olana saro-bahana amin' io raharaha io [1.1] | ||
| Twisting [1.2] | ||
| A twisting; a strand in a rope; a problem [1.7] | ||
| Entortillement; toron dans une corde; problème, difficulté [1.8] | ||
| Ohatra | Tsy nisy olana tao, fa avy hatrany dia roso indray ny dia, olona roa lahy tompon-tany ihany koa no nitarika.
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | olana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo] (sens général : tordu, ramifié ; allusion au rhizome charnu qu'on recherche activement) Vigna capensis (E. Mey.) Walp. (Fabaceae). D'après Descheemaeker, le rhizome, assez gros, est quelquefois enterré à 1 m de profondeur, souvent plus superficiel dans les rocailles. On le coupe en rondelles, consommées après cuisson comme aliment de disette. Mais en temps normal, ces rondelles sont données crues aux animaux ; spécialement aux porcs et aux boeufs de fosse qu'on veut engraisser. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Vigna capensis | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |
|