|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | oloanina (oloana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny olona eo anatrehan' ny tena: Noloaniny aho (nankeo anatrehako, nifanatrika tamiko izy) [1.1] | |||||||||
| To be put in front of. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|