|
|
|
|
Teny iditra
ombi
va
vy
Sokajin-teny
anarana
Singan-teny
omby
,
vavy
Vache
[
1.13
]
Ohatra
1
Tazaniny eny ilay
ombivavy
tokana azy mianakavy.
[
2.470
]
2
Ahitana tombon-tsoa ny fiompiana
ombivavy
be ronono.
[
2.117
]
Haiendriteny
Tsotra :
ombivavy
, ombivaviko, ombivavinao, ombivaviny, ombivavintsika, ombivavinay, ombivavinareo, ombivavin', ombivavin-, ombivavim-
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/03