|
|
|
|
Teny iditra
onkina
Sokajin-teny
anarana
Kainkona, fivonkonan' ny tanana sy ny tongotra ngoly noho ny hatsiaka.
[
1.1
]
Comp. kainkona.
[
1.2
]
Sampanteny
fionkenana
,
fionkina
,
ionkenana
,
mahonkina
,
mionkina
,
mpionkina
,
onkenana
,
onkinonkina
,
tafaonkina
,
voaonkina
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23