|
|
|
|
Teny iditra
pi
ho
(
pi
ka
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
pihina
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Piho
rano kely aho fa mafana
[
1.1
]
2
Piho
amin' izay ny jiro hatoriana
[
1.1
]
3
Piho
amin' izay ny elo fa efa maloka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17