|
|
|
|
Teny iditra
pi
tsika
Sokajin-teny
anarana
Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray:
Pitsi-bomba
Fialana tampoka ary toa mitsambikina
[
1.1
]
Sampanteny
anapitsihana
,
apitsika
,
fanapitsihana
,
fanapitsika
,
fipitsihana
,
fipitsika
,
ipitsihana
,
mahapitsika
,
manapitsika
,
mipitsika
,
mpanapitsika
,
mpipitsika
,
pitsihina
,
tafapitsika
,
voapitsika
Tsipelina hafa
pi
tika
Nohavaozina tamin' ny 2013/06/04