|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | polena (poly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Poriporetina, fozafozaina amin' ny rantsantanana: Raha polena ny ravin-drambiazina, mandraraka fofona manitra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | polesina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|