|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | potsirina (potsitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tsindronina dia vaky, loahana:
Nopotsirin' ny ankizy ny mason' ilay voronkely Vakina: Nopotsirin' ny dokotera ny vay teo amin' ny feny Aseho miharihary: Nopotsiriko ny laingandRakoto ka ana foana teo izy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|