|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | raviravio (raviravy) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana raviravezo | |
| Ohatra | Koa raviravio ange ny tanan'ialahy fa ataon'ialahy ho lasa ny mamba!
[2.298] | |
| Tovy hevitra | raviravezo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|