|
|
|
|
Teny iditra
ria
Sokajin-teny
anarana
Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana.
[
1.1
]
Sampanteny
maria
,
riaria
Tovy hevitra
riaria
Nohavaozina tamin' ny 2013/04/10