|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | rikany | |
| Sokajin-teny | anarana rika sy mpisolo | |
| Hazo boribory atao ao ambanin' ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata. [1.1] | ||
| Tovy hevitra | rika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/10/22 |
|