|
|
|
|
Teny iditra
rodaroda
Sokajin-teny
mpamaritra
Manao izay hampirehi-be ny kitay eo am-patana
Mpandanilany tsy mitsapa ny farany
Mitovy hevitra:
robaroba
~
rodaka
~
tobatoba
[
1.1
]
Sampanteny
androdarodana
,
arodaroda
,
fandrodaroda
,
fandrodarodana
,
firodaroda
,
firodarodana
,
irodarodana
,
maharodaroda
,
mandrodaroda
,
mirodaroda
,
mpandrodaroda
,
mpirodaroda
,
rodarodaina
,
voarodaroda
Nohavaozina tamin' ny 2013/06/10