|
|
|
|
Teny iditra
ronaka
Sokajin-teny
mpamaritra
Resim-pitiavana tafahoatra ka malemy sy manaiky lembenana tsy afa-manohitra, renoka amin' ny fitiavana
[
1.1
]
Sampanteny
andronahana
,
aronaka
,
fandronahana
,
fandronaka
,
fironahana
,
fironaka
,
ironahana
,
maharonaka
,
mandronaka
,
mironaka
,
mpandronaka
,
mpironaka
,
ronadronaka
,
ronahina
,
voaronaka
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23