|
|
|
|
Teny iditra
rontsona
Sokajin-teny
anarana
Kapoka karavasy na tahamaina
Fitendrena na fikitihana ny valiha
[
1.1
]
Sampanteny
androntsonana
,
fandrontsona
,
fandrontsonana
,
maharontsona
,
mandrontsona
,
mpandrontsona
,
rontsonana
,
rontsondrontsona
,
voarontsona
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23