|
|
|
|
Teny iditra
sada
sa
da
(
sa
da
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Speckled, of mixed color
[
1.7
]
Moucheté
[
1.3
]
Tacheté, bariolé
[
1.8
]
Ohatra
1
Papango
sadasada
va ity lovako, ka ifandafaran' ny papango avy hatraiza hatraiza?
[
2.996
]
2
Ary izany dia mbola fahavoazana iray hafa koa nateraky ny fianarana
sadasada
novimbinin'ny fanjana-hantany.
[
2.503
]
Tovy hevitra
sada
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02