|
|
|
|
Teny iditra
saihina
(
saika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Alaina amin' ny zinga na siny izay asoka ao anaty rano:
Tsy rano notovozina io fa rano nosaihina
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
saihina
, saihiko, saihinao, saihiny, saihintsika, saihinay, saihinareo, saihin', saihin-, saihim-, saihi-
Ny lasa :
nosaihina, nosaihiko, nosaihinao, nosaihiny, nosaihintsika, nosaihinay, nosaihinareo, nosaihin', nosaihin-, nosaihim-, nosaihi-
Ny hoavy :
hosaihina, hosaihiko, hosaihinao, hosaihiny, hosaihintsika, hosaihinay, hosaihinareo, hosaihin', hosaihin-, hosaihim-, hosaihi-
Filaza mandidy :
saiho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20