|
|
|
|
Teny iditra
sa
sa
ho
(
sa
saka
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
sasahina
[
Fitanisana
]
[
1.1
]
[
1.3
]
Ohatra
1
Sasaho
ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy avaratra fa tsy nahazo vary, hono, izy
[
1.1
]
2
Sasaho
tsara ity kisoa ity
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17