|
|
|
|
Teny iditra
selintselina
Sokajin-teny
anarana
Serantserana, fanelingelenana na fisalovandovanana olona tokony hohajaina
[
1.1
]
Sampanteny
fanaselintselina
,
fanelintselina
,
manaselintselina
,
manelintselina
,
mpanaselintselina
,
mpanelintselina
Tovy hevitra
selontselona
Nohavaozina tamin' ny 2009/10/22