|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | sivana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Filaminana, filaharana [1.1] | ||
| Teny iditra | sivana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin' ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan' ny vongana mafy [1.1] | ||
| Fitaovana fanatantavanana voa [1.13] | ||
| Crible pour le sable [1.8] | ||
| Filtre Tamis [1.13] | ||
| Sampanteny |
| |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny anglisy: sieve. | |
| Mpanahaka | tantavana | |
| Teny iditra | sivana | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Sivan [2.996] | ||
| Sivân [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|