|
|
|
|
Teny iditra
takovana
Sokajin-teny
anarana
Hatevenan-javatra betsaka mifanongoa
Takopery mifanosontsosona
Teny enti-milaza ovana izay mivongovongo sy lehibe ny fijery azy.
[
1.1
]
[
1.2
]
Sampanteny
atakovana
,
fanatakovana
,
fitakovana
,
manatakovana
,
mitakovana
,
mpanatakovana
,
voatakovana
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23