|
|
|
|
Teny iditra
tam
pe
no
(
tam
pina
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
tampenana
[
Fitanisana
]
[
1.1
]
[
1.3
]
Ohatra
1
Tampeno
ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
[
1.1
]
2
Tampeno
kely ity pataloako ity fa loaka
[
1.1
]
3
Tampeno
io hirika io fa avy eo no miditra ny rano
[
1.1
]
4
Tampeno
io varavaran-kely io (Bouchez cette fenĂȘtre)
[
1.3
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17