|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tatao | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] Harona hasiana ny vary voajinja [1.1] | ||
| Teny iditra | tatao | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] filolohavana [1.78] | ||
| Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana" Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana [1.1] | ||
| Something carried on the head; something placed on top [1.7] | ||
| Ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tatao | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka Atsimo] (sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine). Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae). Arbre dont le bois est utilisé en construction marine. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Deinbollia macrocarpa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28 |
|